Proverbs 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho anao irery ihany izany fa aza iombonana amin’ny hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho anao irery izy, fa aza iombonana amin’ny hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho anao samirery izany fa aza ikambanana amin-kafa!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho anao irery ihany izany, Fa aza iombonana amin'ny hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho anao irery ihany izany fa aza iombonana amin’ny hafa.
malagasy
Aoka ho anao irery ihany izany, Fa aza iombonana amin'ny hafa.