Proverbs 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hotahina ny loharanonao, ary mifalia amin’ny vadin’ny fahatanoranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hosoavina anie ny loharanonao, ary ny vadin’ny fahatanoranao no ataovy fifalianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahina anie izany loharano madio izany, dia ilay vadinao hatry ny fahatanoranao, ka mifalia aminy mandrakariva.
Malagasy Bible 1865
Aoka hotahina ny loharanonao, Ary mifalia amin'ny vadin'ny fahatanoranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hotahina ny loharanonao, ary mifalia amin’ny vadin’ny fahatanoranao.
malagasy
Aoka hotahina ny loharanonao, Ary mifalia amin'ny vadin'ny fahatanoranao.