Proverbs 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitahirizanao tsara ny fahaiza-mandinika sy hitandreman’ny molotrao ny fahalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hitahirizanao ny fisainana, sy haharetan’ny molotrao amin’ny fahalalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hitandroanao ny fisainana mazava ary mba hitenenanao amim-pahaizana.
Malagasy Bible 1865
Hiheveranao tsara ny fisainana mazava Sy hitandreman'ny molotrao ny fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitahirizanao tsara ny fahaiza-mandinika sy hitandreman’ny molotrao ny fahalalana.
malagasy
Hiheveranao tsara ny fisainana mazava Sy hitandreman'ny molotrao ny fahalalana.