Proverbs 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ianao anaka no ho renoka amin’ny fitiavana vehivavy jejo ka hamihina ny tratran’ny janga?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no ho raiki-pitia vehivavy an’olon-kafa ianao, anaka, ka hanohona izay tratran’olon-tsy fantatra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nahoana ianao, anaka, no ho raiki-pitia amin’izay vehivavy vadin’olon-kafa ka manolo-tena hanafosafo azy?
Malagasy Bible 1865
Nahoana ianao, anaka, no ho renoka amin'ny fitiavana vehivavy jejo Ka hanohona ny tratran'ny vahiny janga?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ianao anaka no ho renoka amin’ny fitiavana vehivavy jejo ka hamihina ny tratran’ny janga?
malagasy
Nahoana ianao, anaka, no ho renoka amin'ny fitiavana vehivavy jejo Ka hanohona ny tratran'ny vahiny janga? [Heb. vehivavy tsy vadiny]