Proverbs 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa eo imason’NY TOMPO ny alehan’ny olona, ary dinihiny avokoa ny diany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa eo imason’i Iaveh ny lalan’ny olombelona, dinihiny avokoa ny lalany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay toetran’ny lehilahy tsirairay dia eo imason’ny TOMPO hatrany ka dinihiny avokoa izay izorany.
Malagasy Bible 1865
Fa eo imason'i Jehovah ny alehan'ny olona, Ary ny diany rehetra dia dinihiny avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa eo imason’NY TOMPO ny alehan’ny olona, ary dinihiny avokoa ny diany rehetra.
malagasy
Fa eo imason'i Jehovah ny alehan'ny olona, Ary ny diany rehetra dia dinihiny avokoa.