Proverbs 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamandrika ny tenany ihany ny heloky ny ratsy fanahy, ary ny kofehin’ny fahotany no hihazona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy mihitsoka amin’ny ratsy nataony, ny famatoran’ny fahotany ihany no maningotra azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny heloky ny olon-dratsy dia mamandri-tena, ka ny fahotany ihany no maningotra azy.
Malagasy Bible 1865
Ny heloky ny ratsy fanahy dia mahazo ny tenany ihany, Ary ny kofehin'ny fahotany no itanana azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamandrika ny tenany ihany ny heloky ny ratsy fanahy, ary ny kofehin’ny fahotany no hihazona azy.
malagasy
Ny heloky ny ratsy fanahy dia mahazo ny tenany ihany, Ary ny kofehin'ny fahotany no itanana azyMaty noho ny tsi-fahazoany famaizana izy, Eny, mikorapaka noho ny haben'ny fahadalany.