Proverbs 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty izy noho ny tsy nahazoany fananarana, very izy noho ny haben’ny hadalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho faty noho ny tsy fahazoany famaizana izy, ary ho voafitaky ny hadalany tafahoatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fatin’ny tsy fahaiza-mifehy tena izy, ka ho very noho ny hadalàny mihoa-pampana.
Malagasy Bible 1865
Maty noho ny tsi-fahazoany famaizana izy, Eny, mikorapaka noho ny haben'ny fahadalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty izy noho ny tsy nahazoany fananarana, very izy noho ny haben’ny hadalany.
malagasy
Maty noho ny tsi-fahazoany famaizana izy, Eny, mikorapaka noho ny haben'ny fahadalany.