Proverbs 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny molotry ny vehivavy janga dia mitete toy ny tantely avy amin’ny tohotra, ary ny vavany dia malama noho ny diloilo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mitete tantely ny molotry ny vehivavy an’olon-kafa, ary mamy noho ny diloilo ny vavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, mamy toy ny tantely avy amin’ny tohotra ny firesaky ny vehivavy ratsy fitondrantena; ary malama noho ny menaka aza ny fiteniny.
Malagasy Bible 1865
Fa ny molotry ny vehivavy jejo dia mitete toy ny tantely avy amin'ny tohotra, Ary ny vavany dia malama noho ny diloilo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny molotry ny vehivavy janga dia mitete toy ny tantely avy amin’ny tohotra, ary ny vavany dia malama noho ny diloilo;
malagasy
Fa ny molotry ny vehivavy jejo dia mitete toy ny tantely avy amin'ny tohotra, Ary ny vavany dia malama noho ny diloilo;[Heb. vehivavy tsy vadiny]