Proverbs 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa ny farany dia mafaitra toy ny zava-mangidy, ary maranitra toy ny sabatra roa lela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ny farany mangidy toy ny absinta, maranitra toy ny sabatra roa lela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa ny farany mafaitra toy ny hazo mangidy ary mandratra hoatra ny sabatra roa lela.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny farany mangidy tahaka ny hazo mahafaty Ary maranitra hoatra ny sabatra roa lela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa ny farany dia mafaitra toy ny zava-mangidy, ary maranitra toy ny sabatra roa lela.
malagasy
Nefa ny farany mangidy tahaka ny hazo mahafaty Ary maranitra hoatra ny sabatra roa lela.