Proverbs 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mandia ny lalan’ny fiainana izy fa manjenjena ka tsy fantany akory izay halehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mandinika ny lalan’ny fiainana, fa manjenjena tsy mahalala izay halehan’ny diany akory izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy manaraka ny lalana ho amin’ny fiainana izy fa diso lalana tsy mahafantatra izay alehany.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahazo mandia ny lalan'aina mihitsy izy, Fa manjenjena, ka tsy fantany akory izay halehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mandia ny lalan’ny fiainana izy fa manjenjena ka tsy fantany akory izay halehany.
malagasy
Tsy mahazo mandia ny lalan'aina mihitsy izy, Fa manjenjena, ka tsy fantany akory izay halehany.