Proverbs 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mihainoa ahy ianareo anaka, ary aza mihataka amin’ny teny izay nolazaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny mihainoa ahy ianareo, anaka, ary aza mihataka amin’ny teny aloaky ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, anaka, henoinao Aho. Aza miala amin’ny teniko.
Malagasy Bible 1865
Koa mihainoa ahy, ry zanaka, Ary aza miala amin'ny teny aloaky ny vavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mihainoa ahy ianareo anaka, ary aza mihataka amin’ny teny izay nolazaiko.
malagasy
Koa mihainoa ahy, ry zanaka, Ary aza miala amin'ny teny aloaky ny vavako.