Proverbs 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampanalaviro azy ny alehanao, ary aza manakaiky ny varavaran’ny tranony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampanalaviro azy ny lalanao, aza akekezinao ny varavaran’ny tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halaviro ny lalanao ny vehivavy toy izany ary aza manakaiky ny tokonam-baravarany,
Malagasy Bible 1865
Ampanalaviro azy ny alehanao, Ary aza manakaiky ny varavaran'ny tranony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampanalaviro azy ny alehanao, ary aza manakaiky ny varavaran’ny tranony,
malagasy
Ampanalaviro azy ny alehanao, Ary aza manakaiky ny varavaran'ny tranony;