Proverbs 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao omenao ho an’ny sasany ny voninahitrao, ary ny taonanao ho an’izay olon-dozabe;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao dia atolotrao ny hafa ny tsara indrindra amin’ny andron’ny fahatanoranao, ary atolotrao ny tompo masiaka ny taonanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fandrao homeny ny hafa ny voninahitrao ary ho voagejan’izay lehilahy lozabe ny taonanao.
Malagasy Bible 1865
Fandrao omenao ho an'ny sasany ny voninahitrao, Ary ny taonanao ho an'izay lozabe;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao omenao ho an’ny sasany ny voninahitrao, ary ny taonanao ho an’izay olon-dozabe;
malagasy
Fandrao omenao ho an'ny sasany ny voninahitrao, Ary ny taonanao ho an'izay lozabe;