Proverbs 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, raha niantoka ny namanao ianao, ary nandray tanana hiantoka vahiny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, raha niantoka ny sakaizanao ianao, raha nametra-teny hiantoka ny hafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, niantoka trosan’ny namanao ve ianao ka nandray tanan’olon-kafa ho marik’izany?
Malagasy Bible 1865
Anaka, raha niantoka ny namanao ianao Ary nandray tanana hiantoka ny hafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, raha niantoka ny namanao ianao, ary nandray tanana hiantoka vahiny,
malagasy
[Ny tsy mahamety ny miantoka olona sy ny hakamoana sy ny fitaka sy ny avonavona; ary ny zavatra fito loha izay halan'i Jehovah] Anaka, raha niantoka ny namanao ianao Ary nandray tanana hiantoka ny hafa,