Proverbs 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho tonga toy ny mpirenireny hamely anao ny fahantranao, ary ny fahasahirananao dia ho toy ny jiolahy mirongo fiadiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho tonga toy ny mpivahiny ny fahantranao, ary toy ny lehilahy mitam-piadiana ny tsy fahampian-kanina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay anefa dia hamely anao tampoka toy ny mpisodisody ny fahantrana ary toy ny jiolahy ny fahoriana.
Malagasy Bible 1865
Dia ho tonga toy ny lehilahy mimaona hamely ny alahelonao, Ary ny fahantranao ho toy ny jiolahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho tonga toy ny mpirenireny hamely anao ny fahantranao, ary ny fahasahirananao dia ho toy ny jiolahy mirongo fiadiana.
malagasy
Dia ho tonga toy ny lehilahy mimaona hamely ny alahelonao, Ary ny fahantranao ho toy ny jiolahy.