Proverbs 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mipy maso sy manao famantarana amin’ny tongony, ary manao baiko amin’ny rantsantanany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mipipy maso, mihehy amin’ny tongony, manao famantarana amin’ny rantsan-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mipi-maso hamitaka ny hafa izy sady miantso amin’ny tongony no manao famantarana amin’ny rantsan-tanany.
Malagasy Bible 1865
Izay mami-maso sy manao famantarana amin'ny tongony Ary manao baiko amin'ny rantsan-tànany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mipy maso sy manao famantarana amin’ny tongony, ary manao baiko amin’ny rantsantanany;
malagasy
Izay mami-maso sy manao famantarana amin'ny tongony Ary manao baiko amin'ny rantsan-tànany;