Proverbs 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hafetsen-dratsy no ao am-pony, mihevi-dratsy mandrakariva izy sady mamafy adilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao am-pony ny faharatsiana, misaintsaina ny ratsy lalandava izy, ary manangana ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafetsifetsena no mameno ny fony ka mampihevi-dratsy azy mandrakariva sy mahatonga azy hamafy ady.
Malagasy Bible 1865
Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy mandrakariva izy Sady mamafy ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hafetsen-dratsy no ao am-pony, mihevi-dratsy mandrakariva izy sady mamafy adilahy.
malagasy
Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy mandrakariva izy Sady mamafy ady.