Proverbs 6:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zavatra enina no halan’NY TOMPO, eny, fito no fahavetavetana eo anatrehany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy zavatra enina halan’i Iaveh, misy fito no ataony fahavetavetana:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy zavatra enina izay halan’ny TOMPO ka tsy zakany mihitsy, dia ireto: ny fijery miavonavona, ny fiteny mandainga, ny tanana mahafaty olon-tsy manan-tsiny, ny fo mamorona teti-dratsy, ny tongotra dodon-kihazakazaka hanao ratsy, ny vavolombelona mandainga sy manendrikendrika. Fa misy koa zavatra fahafito, dia ny olona mpamafy ady amin’ny rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Izao enina izao no halan'i Jehovah, Eny, fito no ataony ho fahavetavetana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zavatra enina no halan’NY TOMPO, eny, fito no fahavetavetana eo anatrehany:
malagasy
Izao enina izao no halan'i Jehovah, Eny, fito no ataony ho fahavetavetana: