Proverbs 6:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny vavolombelona mandainga izay milaza lainga ary ny mamafy ady eo amin’ny mpirahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny vavolombelona tsy marina mamoaka lainga, ary ny mamafy ady amin’ny mpirahalahy.
Malagasy Bible 1865
Ny mamoaka lainga ho vavolombelona tsy marina, Ary ny mamafy ady ao amin'ny rahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny vavolombelona mandainga izay milaza lainga ary ny mamafy ady eo amin’ny mpirahalahy.
malagasy
Ny mamoaka lainga ho vavolombelona tsy marina, Ary ny mamafy ady ao amin'ny rahalahy.