Proverbs 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, tandremo ny didin’ny rainao ary aza mahafoy ny fampianaran’ny reninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, tandremo ny didin-drainao, ary aza ariana ny fampianaran-dreninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, tandremo ny didin-drainao ary aza lavina ny fampianaran-dreninao.
Malagasy Bible 1865
Anaka, tandremo ny didin-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, tandremo ny didin’ny rainao ary aza mahafoy ny fampianaran’ny reninao.
malagasy
[Fananarana hankatò tsara ny ana-dray aman-dreny mba hifady ny fifangajangana] Anaka, tandremo ny didin-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.