Proverbs 6:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afatory amin’ny fonao mandrakariva ireo ary afehezo eo am-bozonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fehezo eo ambonin’ny fonao mandrakariva ireo, ary afatory eo amin’ny vozonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araiketo mandrakariva ao am-ponao ireo, ary kajio toa firavaka fiambozonanao.
Malagasy Bible 1865
Afatory amin'ny fonao mandrakariva ireo, Ary afehezo eo am-bozonao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afatory amin’ny fonao mandrakariva ireo ary afehezo eo am-bozonao.
malagasy
Afatory amin'ny fonao mandrakariva ireo, Ary afehezo eo am-bozonao,