Proverbs 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mandeha ianao dia hitari-dalana anao ireo, raha mandry ianao dia hiambina anao izy, raha mifoha ianao dia hamelona eritreritra anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitarika anao amin’izay halehanao, hiambina anao amin’ny torimasonao, ary hiresaka aminao amin’ny fifohazanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitari-dalana anao izy raha mandeha ianao, hiambina anao raha matory ianao ary hanoro hevitra anao raha mifoha ianao.
Malagasy Bible 1865
Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao ireo; Raha mandry ianao, dia hiambina anao; Ary raha mifoha ianao, dia hamelona eritreritra anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mandeha ianao dia hitari-dalana anao ireo, raha mandry ianao dia hiambina anao izy, raha mifoha ianao dia hamelona eritreritra anao izy.
malagasy
Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao ireo; Raha mandry ianao, dia hiambina anao; Ary raha mifoha ianao, dia hamelona eritreritra anao.