Proverbs 6:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa jiro ny didy, ary fanazavana ny fampianarana, ary lalan’ny fiainana ny anatra ataon’ny fitaizana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa jiro ny didy, fahazavana ny lalàna, ary lalan’aina ny fananarana mahahendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka ny jiro ny didy toy ny fanilo ny fampianarana, ary toy ny sori-dalam-piainana ireo famaizam-panabeazana,
Malagasy Bible 1865
Fa jiro ny didy, ary fanazavana ny lalàna, Ary lalan'aina ny anatra famaizana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa jiro ny didy, ary fanazavana ny fampianarana, ary lalan’ny fiainana ny anatra ataon’ny fitaizana,
malagasy
Fa jiro ny didy, ary fanazavana ny lalàna, Ary lalan'aina ny anatra famaizana,