Proverbs 6:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hiarovana anao amin’ny vehivavy ratsy fanahy sy amin’ny fandrobohan’ny lelan’ny vehivavy janga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiaro anao amin’ny vehivavy ratsy fanahy izy, dia amin’ny lela mandrobon’ny vehivavy an’olon-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hiaro anao amin’ny vehivavy ratsy fitondrantena sy amin’ny fanangolen’ny vehivavy vadin’olon-kafa.
Malagasy Bible 1865
Hiarovana anao amin'ny vehivavy ratsy fanahy, Ary amin'ny fandroboan'ny lelan'ny vahiny janga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hiarovana anao amin’ny vehivavy ratsy fanahy sy amin’ny fandrobohan’ny lelan’ny vehivavy janga.
malagasy
Hiarovana anao amin'ny vehivavy ratsy fanahy, Ary amin'ny fandroboan'ny lelan'ny vahiny janga. [Heb. lelam-bahiny]