Proverbs 6:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny fonao tsy haniry ny hatsaran-tarehiny ary aoka tsy hahazo anao amin’ny hodimasony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza maniry ny hatsaran-tarehiny, ao am-ponao, ary aza mety hambosin’ny hodi-masony ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mitsiriritra ny hatsaran-tarehiny ianao ary aza babon’ny masony mitsipalopalotra.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny fonao tsy haniry ny hatsaran-tarehiny; Ary aoka tsy hahazo anao amin'ny hodimasony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny fonao tsy haniry ny hatsaran-tarehiny ary aoka tsy hahazo anao amin’ny hodimasony izy.
malagasy
Aoka ny fonao tsy haniry ny hatsaran-tarehiny; Ary aoka tsy hahazo anao amin'ny hodimasony izy.