Proverbs 6:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sombi-mofo iray ihany dia ahazoana vehivavy janga iray, nefa ny vehivavy manambady kosa dia mamandrika aina sarobidy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa vehivavy janga no mila tsy hananan’ny olona sombi-mofo; ary vehivavy manam-bady no tonga fandriky ny aina sarobidy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vidin-tapa-mofo no ahazoan-dehilahy ny vehivavy mpivarotena iray; fa mihaza remby lafo vidy kosa ny vehivavy mpanitsakitsa-bady.
Malagasy Bible 1865
Fa noho ny vehivavy mpijangajanga no mila tsy hananan'ny lehilahy sombi-mofo, Ary ny amin'ny vadin'ny olona no mihaza ny aina soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sombi-mofo iray ihany dia ahazoana vehivavy janga iray, nefa ny vehivavy manambady kosa dia mamandrika aina sarobidy.
malagasy
Fa noho ny vehivavy mpijangajanga no mila tsy hananan'ny lehilahy sombi-mofo, Ary ny amin'ny vadin'ny olona no mihaza ny aina soa.