Proverbs 6:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatondra afo ao amin’ny paosin’akanjony va ny olona ka tsy ho may ny akanjony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mety hisy ve ny olona toy izao: hisy olona hanao afo amin’ny tratrany, ka tsy ho may ny akanjony?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy olona mitondra afo amin’ny paosin’akanjony ve ka tsy hirehitra akanjo?
Malagasy Bible 1865
Mahatondra afo ao an-tratran'akanjony va ny olona, Ka tsy ho may ny akanjony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatondra afo ao amin’ny paosin’akanjony va ny olona ka tsy ho may ny akanjony?
malagasy
Mahatondra afo ao an-tratran'akanjony va ny olona, Ka tsy ho may ny akanjony?