Proverbs 6:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy mahadia vainafo va ka tsy ho may ny tongony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na hoe hisy olona handeha ambony vain’afo mivaivay, ka tsy ho may ny tongony?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy olona manitsaka vain’afo ve ka tsy ho may tongotra?
Malagasy Bible 1865
Misy mahadia vain'afo va, Ka tsy ho may ny tongony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy mahadia vainafo va ka tsy ho may ny tongony?
malagasy
Misy mahadia vain'afo va, Ka tsy ho may ny tongony?