Proverbs 6:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia toy izany izay mankany amin’ny vadin’ny namany; tsy ho afa-tsiny izay mikasika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany izay mankamin’ny vadin’ny namany: rehefa mikasika azy izy tsy maintsy hitondra faisana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany fa tsy hieren-doza izay mandry amin’ny vadin’ny namany.
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany izay mankamin'ny vadin'ny namany; Tsy maintsy hampijalina izay mikasika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia toy izany izay mankany amin’ny vadin’ny namany; tsy ho afa-tsiny izay mikasika azy.
malagasy
Dia toy izany izay mankamin'ny vadin'ny namany; Tsy maintsy hampijalina izay mikasika azy.