Proverbs 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao no ataovy anaka mba hanafaka ny tenanao satria tonga eo am-pelatanan’ny namanao ianao: Mandehana miankohoka sy mifona mafy amin’ny namanao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izao no mba ataovy, ry havako: mitsoaha amin’izany! Matoa latsaka eo an-tanan’ny namanao ianao, dia mandehana mihohoka aminy ary mandodona azy mafy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha eny, dia izao no ataovy, anaka, mba hahafaka ny tenanao izay efa mby eo an-tanan’ny namanao: mandehana mitalaho mafy aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no ataovy, anaka, ka afaho ny tenanao (Satria efa mby eo an-tanan'ny namanao ianao): Andeha mihohoka sy mifona mafy amin'ny namanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao no ataovy anaka mba hanafaka ny tenanao satria tonga eo am-pelatanan’ny namanao ianao: Mandehana miankohoka sy mifona mafy amin’ny namanao;
malagasy
Dia izao no ataovy, anaka, ka afaho ny tenanao (Satria efa mby eo an-tanan'ny namanao ianao): Andeha mihohoka sy mifona mafy amin'ny namanao.