Proverbs 6:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manome tsiny ny mpangalatra ny olona raha maka zavatra hahavoky ny tenany izy satria noana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy manafòka ny mpangalatra mandroba hialany hanoanana, raha tsy manan-kohanina izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy omen-tsiny akory ny mpangalatra, raha toa ka mandroba hampitony hanoanana.
Malagasy Bible 1865
Tsy avelan'ny olona ho afa-maina ny mpangalatra, Raha maka zavatra hahavoky ny tenany izy, na dia noana aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manome tsiny ny mpangalatra ny olona raha maka zavatra hahavoky ny tenany izy satria noana;
malagasy
Tsy avelan'ny olona ho afa-maina ny mpangalatra, Raha maka zavatra hahavoky ny tenany izy, na dia noana aza;