Proverbs 6:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha tratra kosa izy dia hampanonerina avo fito heny ka hanome ny fananany rehetra izay ao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha azo, dia hanonitra avo fito heny izy, ka hanome ny fananany rehetra ao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tratra kosa izy, dia hanonitra impito heny ka hanome izay ananany rehetra ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Fa raha azo izy, dia hampanoneriny fito heny Ka hanome ny fananana rehetra ao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha tratra kosa izy dia hampanonerina avo fito heny ka hanome ny fananany rehetra izay ao an-tranony.
malagasy
Fa raha azo izy, dia hampanoneriny fito heny Ka hanome ny fananana rehetra ao an-tranony.[Na: Ny olona tsy manome tsiny ny mpangalatra, noana; Nefa]