Proverbs 6:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voadaroka sady afa-baraka izy ary tsy ho voafafa ny tondro molotra manjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fery amam-pahafaham-baraka no hany azony, sady tsy hiala aminy intsony ny fanazimbana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hijinja aretina sy fahafaham-baràka izy ka tsy ho afa-kenatra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Voakapoka sy afa-baraka izy Ary tsy ho afaka amin'ny tondro-molotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voadaroka sady afa-baraka izy ary tsy ho voafafa ny tondro molotra manjo azy.
malagasy
Voakapoka sy afa-baraka izy Ary tsy ho afaka amin'ny tondro-molotra.