Proverbs 6:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran’ny lehilahy, koa tsy hamindra fo izy amin’ny andro hamaliany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa entin’ny hasarotam-piaro ny lehilahy nalainy vady dia misafoaka: ka tsy hamindra fo izy amin’ny andro hamaliany faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ny fahasaro-piaro dia hampisafoaka ny vadin’izany vehivavy izany; ka tsy hiantra rafilahy izy amin’ny andro hamaliany faty.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran-dehilahy, Koa tsy hamindra fo izy amin'ny andro hamaliany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran’ny lehilahy, koa tsy hamindra fo izy amin’ny andro hamaliany;
malagasy
Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran-dehilahy, Koa tsy hamindra fo izy amin'ny andro hamaliany.Tsy handray vola ho enti-manalady akory izy, Ary tsy hety, na dia omenao fanambatambazana be aza.[Heb. avotra]