Proverbs 6:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy handray vola ho fanakona-maso akory izy; tsy hanaiky izy, na dia atao maro aza ny fanomezana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hasiany raharaha akory izay vola fanavotana; tsy horaisiny na ataonao miavosa aza ny fanatitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hanaiky handray onitra izy ary tsy hety hilefitra mihitsy, na dia hotambazana fanomezana be aza.
Malagasy Bible 1865
Tsy handray vola ho enti-manalady akory izy, Ary tsy hety, na dia omenao fanambatambazana be aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy handray vola ho fanakona-maso akory izy; tsy hanaiky izy, na dia atao maro aza ny fanomezana.
malagasy
Tsy handray vola ho enti-manalady akory izy, Ary tsy hety, na dia omenao fanambatambazana be aza.[Heb. avotra]