Proverbs 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afaho ny tenanao toy ny gazela miala amin’ny tanan’ny mpihaza, ary toy ny voronkely miala amin’ny tanan’ny mpamandrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mitsoaha, toy ny serfa vavy eo an-tanan’ny mpihaza; toy ny vorona eo an-tanan’ny mpamandrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaho ny tenanao, ka tahafo ny gazela sy ny vorona izay afa-miala amin’ny fandrika nihazonana azy.
Malagasy Bible 1865
Afaho ny tenanao toy ny gazela miala amin'izay mihazona azy, Ary toy ny voron-kely miala amin'ny tanan'ny mpamandrika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afaho ny tenanao toy ny gazela miala amin’ny tanan’ny mpihaza, ary toy ny voronkely miala amin’ny tanan’ny mpamandrika.
malagasy
Afaho ny tenanao toy ny gazela miala amin'izay mihazona azy, Ary toy ny voron-kely miala amin'ny tanan'ny mpamandrika.[Izahao 2 Sam. ii.18]