Proverbs 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa mamory ny haniny amin’ny fahavaratra, ary manangona ny fihinany amin’ny fararano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa fahavaratra izy mamory hanina, manangona ny fivelomany izy amin’ny fijinjana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa mamory ny haniny raha fahavaratra ary manangona ny sakafony raha fararano.
Malagasy Bible 1865
Nefa mamory ny haniny raha fahavaratra izy, Ary manangona ny fihinany amin'ny fararano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa mamory ny haniny amin’ny fahavaratra, ary manangona ny fihinany amin’ny fararano.
malagasy
Nefa mamory ny haniny raha fahavaratra izy, Ary manangona ny fihinany amin'ny fararano.