Proverbs 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no mbola handry ihany ianao, ry ilay malaina? Rahoviana no hifoha amin’ny torimasonao ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-pahoviana no mbola handrianao, ry ilay kamo, rahoviana ianao no vao hifoha amin’ny torimasonao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianao kosa, ry ilay kamo, mandra-pahoviana no mbola handrianao? Rahoviana ihany ianao vao hifoha?
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no mbola handry ihany ianao, ry ilay malaina? Rahoviana no hifoha amin'ny torimasonao ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no mbola handry ihany ianao, ry ilay malaina? Rahoviana no hifoha amin’ny torimasonao ianao?
malagasy
Mandra-pahoviana no mbola handry ihany ianao, ry ilay malaina? Rahoviana no hifoha amin'ny torimasonao ianao?