Proverbs 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia indro, nisy vehivavy nitsena azy sady manao fitafin’ny vehivavy janga ary feno fanangolena ao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia indro izy nohatonim-behivavy anankiray manao fitafian’olon-janga, manafin-kevitra am-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro tamy nitsena azy ilay vehivavy sady nanao fitafin’ny mpivarotena no feno hafetsifetsena ao am-po.
Malagasy Bible 1865
Dia, indro, nisy vehivavy nitsena azy Sady manao fitafin'ny janga no mifetsy am-po,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia indro, nisy vehivavy nitsena azy sady manao fitafin’ny vehivavy janga ary feno fanangolena ao am-pony.
malagasy
Dia, indro, nisy vehivavy nitsena azy Sady manao fitafin'ny janga no mifetsy am-po,