Proverbs 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
vetivety izy eny an-dalambe, vetivety eny an-tsena, ary mamitsaka eny an-joron-dalana rehetra eny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbetika erỳ an-dalam-be, mbetika erỳ amin’ny kianja, ary eny an-joron-trano rehetra eny izy no mitsikilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbetika eny an-dalambe, mbetika eny an-kianja no mamitsaka miandriandry izy eny amin’ny zoron-trano rehetra eny.
Malagasy Bible 1865
Fa vetivety mby eny an-dalam-be izy, ary vetivety mby eny an-tsena, Ary mamitsaka eny an-joron-trano rehetra eny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
vetivety izy eny an-dalambe, vetivety eny an-tsena, ary mamitsaka eny an-joron-dalana rehetra eny izy.
malagasy
Fa vetivety mby eny an-dalam-be izy, ary vetivety mby eny an-tsena, Ary mamitsaka eny an-joron-trano rehetra eny izy.