Proverbs 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
efa norarahako zavamanitra ny fandrianako, dia miora sy hazomanitra ary havozomanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fandriako efa norarahako zava-manitra, dia mira, aloesy, ary sinamôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nasiako miora sy alôesy ary kanelina hanamanitra azy.
Malagasy Bible 1865
Efa norarahako zava-manitra ny fandriako, Dia miora sy hazomanitra ary havozo manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
efa norarahako zavamanitra ny fandrianako, dia miora sy hazomanitra ary havozomanitra.
malagasy
Efa norarahako zava-manitra ny fandriako, Dia miora sy hazomanitra ary havozo manitra.[Heb. ahalima]