Proverbs 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andeha, aoka isika hivoky fitia mandra-paharain’ny andro, aoka hanaram-po amin’ny fitiavana isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andeha isika hivoky fitia, mandra-paharain’ny andro, andeha isika hiarana amin’ny fahafinaretan’ny nofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andeha isika hivoky fitia mandra-paharain’ny andro ka hiara-mankafy ny fahafinaretana vokatr’izany.
Malagasy Bible 1865
Andeha, aoka isika hivoky fitia ambara-pahamarain'ny andro, Aoka ho feno fahafinaretana amin'ny fitiavana isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andeha, aoka isika hivoky fitia mandra-paharain’ny andro, aoka hanaram-po amin’ny fitiavana isika.
malagasy
Andeha, aoka isika hivoky fitia ambara-pahamarain'ny andro, Aoka ho feno fahafinaretana amin'ny fitiavana isika.