Proverbs 7:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny kitapom-bola dia noentiny any an-tanany ary tsy hody izy raha tsy feno ny volana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny any aminy any, ny kitapom-bola.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kitapo feno vola no nentiny, ka tsy hiverina izy raha tsy fenomanana indray ny volana.»
Malagasy Bible 1865
Ny kitampom-bola dia nentiny any an-tànany, Ka tsy mbola hody izy mandra-pahafenon'ny volana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny kitapom-bola dia noentiny any an-tanany ary tsy hody izy raha tsy feno ny volana.
malagasy
Ny kitampom-bola dia nentiny any an-tànany, Ka tsy mbola hody izy mandra-pahafenon'ny volana.