Proverbs 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin’izay ilay zatovo, tahaka ny omby entina hovonoina, ary tahaka ny adala gadraina ho famaizana azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia rafitra nanaraka azy miaraka amin’izay izy, tahaka ny omby entina hovonoina, tahaka ny adala mihazakazaka ho any amin’ny gadra anasaziana azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanaraka an-dravehivavy teo no ho eo izy tahaka ny ombilahy entina hovonoina: adala voafatotra toy izany izy no hofaizina
Malagasy Bible 1865
Ka dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin'izay ilay zatovo, Tahaka ny omby entina hovonoina, Ary tahaka ny adala hogadrana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin’izay ilay zatovo, tahaka ny omby entina hovonoina, ary tahaka ny adala gadraina ho famaizana azy,
malagasy
Ka dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin'izay ilay zatovo, Tahaka ny omby entina hovonoina, Ary tahaka ny adala hogadrana, [Na: Na iza na iza mandeha manaraka azy dia][Heb. tahaka ny gadra ho famaizana ny adala]