Proverbs 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ambara-piboroaky ny zana-tsipìka amin’ny atiny, ary tahaka ny vorona mamantana amin’ny fandrika ka tsy fantany fa hamono ny ainy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-pilentiky ny zana-tsipìka amin’ny atiny; tahaka ny vorona miantoraka amin’ny fandrika, tsy mahalala fa mihatra amin’ny ainy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mandra-pitsatoky ny zana-tsipîka amin’ny fony; tahaka ny vorona miriotra mankamin’ny harato izy, ka tsy mahalala fa hahafaty azy izany.
Malagasy Bible 1865
Ambara-piboroaky ny lefom-pohy amin'ny atiny, Ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, Fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ambara-piboroaky ny zana-tsipìka amin’ny atiny, ary tahaka ny vorona mamantana amin’ny fandrika ka tsy fantany fa hamono ny ainy izany.
malagasy
Ambara-piboroaky ny lefom-pohy amin'ny atiny, Ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, Fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.