Proverbs 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa betsaka no naripany ka maty, ary ny mahery indrindra aza dia matiny avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maro no efa noratrain’izy io, ary betsaka no voan’izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa maro no efa naratrany ka simbany ary tsy tambo isaina ireo rehetra efa matiny.
Malagasy Bible 1865
Fa betsaka no naripany ka maty; Ary maro be no efa matiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa betsaka no naripany ka maty, ary ny mahery indrindra aza dia matiny avokoa.
malagasy
Fa betsaka no naripany ka maty; Ary maro be no efa matiny.Ny tranony dia lalana mankany amin'ny fiainan-tsi-hita, Eny, midina ho any amin'ny efi-tranon'ny fahafatesana.[Heb. Sheola]