Proverbs 7:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tranony dia lalana mankany amin’ny fitoeran’ny maty, eny, midina ho any amin’ny efitranon’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tranony dia lalana mankany amin’ny Seoly, izay midina ho any amin’ny fonenan’ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tranony no lalana ho amin’ny toeran’ny maty, dia lala-midina any am-ponenan-dRafahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Ny tranony dia lalana mankany amin'ny fiainan-tsi-hita, Eny, midina ho any amin'ny efi-tranon'ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tranony dia lalana mankany amin’ny fitoeran’ny maty*, eny, midina ho any amin’ny efitranon’ny fahafatesana.
malagasy
Ny tranony dia lalana mankany amin'ny fiainan-tsi-hita, Eny, midina ho any amin'ny efi-tranon'ny fahafatesana.[Heb. Sheola]