Proverbs 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’ny fahendrena hoe: Anabaviko ianao! Ary ny fahaiza-misaina dia antsoy hoe: Havako akaiky ianao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahendrena ilazao hoe: Anabaviko ianao. Ary ny fahalalana antsoy hoe sakaizanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hevero toy ny anabavinao ny fahendrena ary toy ny havanao ny fahalalana;
Malagasy Bible 1865
Ny fahendrena dia ilazao hoe: Anabaviko ianao; Ary ny fahafantarana dia antsoy hoe: Sakaiza mahazatra ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’ny fahendrena hoe: Anabaviko ianao! Ary ny fahaiza-misaina dia antsoy hoe: Havako akaiky ianao
malagasy
Ny fahendrena dia ilazao hoe: Anabaviko ianao; Ary ny fahafantarana dia antsoy hoe: Sakaiza mahazatra ianao;