Proverbs 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hiarovana anao amin’ny vehivavy jejo, dia amin’ny vehivavy janga izay manao teny manodoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hiarovany anao amin’ny vadin’ny namana, sy amin’ny vehivavy an’olon-kafa manao teny mandrobo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo no hiaro anao amin’ilay vehivavy mpanitsakitsa-bady dia vehivavy hafa mpanao teny manangoly.
Malagasy Bible 1865
Mba hiarovana anao amin'ny vehivavy jejo, Dia amin'ny vahiny janga izay manao teny mandrobo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hiarovana anao amin’ny vehivavy jejo, dia amin’ny vehivavy janga izay manao teny manodoka.
malagasy
Mba hiarovana anao amin'ny vehivavy jejo, Dia amin'ny vahiny janga izay manao teny mandrobo.[Heb. vehivavy tsy vadinao]