Proverbs 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nandeha tamin’ny lalana akaikin’ny zoron-tranon’ny vehivavy janga sady nizotra moramora nankany an-tranony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandao teo an-dalambe, anilan’ny fonenan’ny vehivavy an’olon-kafa izy, dia nandroso ho eo amin’ny tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tanora maivan-doha izay nandeha tamin’ny lalana akaikin’ny fonenan’izany vehivavy izany ka nizotra nankany an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Izay nandeha tamin'ny lalana akaikin'ny zoron-tranon'ny vehivavy janga Sy nizotra nankany an-tranony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nandeha tamin’ny lalana akaikin’ny zoron-tranon’ny vehivavy janga sady nizotra moramora nankany an-tranony,
malagasy
Izay nandeha tamin'ny lalana akaikin'ny zoron-tranon'ny vehivavy janga Sy nizotra nankany an-tranony,